- Publicité -
lundi, septembre 28, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversTanjombato : Mpangalatra « compteur » voasambotry ny olona

Tanjombato : Mpangalatra « compteur » voasambotry ny olona

Tao amin’ny trano iray mbola eo andalam-panamboarana no nidiranan’ny olon-dratsy mpangalatra « compteur ». Tratra ambodiomby ary natolotra ny mpitandro ny filaminana. Anio no hatolotra ny fampanoavana ny voakasika. Nisesisesy ny halatra compteur tao an-tanàna ka nahatonga ny olona ho mailo. Nahomby tokoa ny fiambenana ireo olon-dratsy tamin’ity indray mitoraka ity.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici