- Publicité -
dimanche, septembre 21, 2025
AccueilFaits-DiversIakora : Mpiasan’ny Paositra voatafika, maty tsy tra-drano norarafan’ny jiolahy ny tifitra

Iakora : Mpiasan’ny Paositra voatafika, maty tsy tra-drano norarafan’ny jiolahy ny tifitra

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana amin’ny faritra Ihorombe, ka mandry andriran’antsy ny vahoaka. Raim-pianakaviana iray mpiasan’ny paositra teo aloha no voatafika tao an-tranony tany Bekatra Iakora, afak’omaly. Maty tsy tra-drano norarafan’ireo jiolahy tamin’ny tifitra ity farany, avy eo norobain’ ireo olon-dratsy ny ombiny rehetra tao am-bala niampy ireo entana tao an-trano zakan’ireo dahalo nirongo basy azon’izy ireo nalaina. Hatramin’izao dia mbola any am-panarahan-dia ireo malaso ny mpitandro filaminana arahina vatan-dehilahy Kalaony miisa zato, hoy ny vaovao.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici