- Publicité -
lundi, août 18, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMandiavato : Lasan’ny jiolahy ny 600 000 ariary

Mandiavato : Lasan’ny jiolahy ny 600 000 ariary

Ny faha-27 aogositra teo, jiolahy miisa hatrany amin’ny folo nitondra famaky sy lefona no nanafika trano iray. Lasan’ireo mpandroba ny vola hatrany amin’ny 600 000 ariary sy entam-barotra marobe. Raha vao nahazo izany ry zalahy dia lasa niala ilay toerana. Araka ny loharanom-baovao, tsy dia naharitra ela ity fandrobana ity. Soa aloha fa tsy nisy ny aina nafoy na ny olona noratrain’ireo jiolahy.rehefa nahare ny zavatra nitranga ny mpitandro filaminana miasa ao amin’ny PA Mandiavato, dia nanao ny fanarahan-dia avy hatrany. Toa efa lasa lavitra anefa ireo mpangalatra. Tsy nisy araka izany ny vokatra azo. Na izany aza anefa, tsy nijanona ny fikarohana ireo mpangalatra fa mitohy hatrany.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici