- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025

Tapatapany

# Nifamono ny “électricien” roa. Tsy nisy fahamamoana akory tamin’izy ireo, saingy tonga tamin’ny fampiasan-kery izay nitarika faharatrana. Niboraka hatramin’ny tsinain’ny iray izay voatery nodidiana tao amin’ny hopitaly omaly.

# Miteraka fikorontanan’ny fifamoivoizana ilay “contre-visite” atao amin’ny fiarakaretsaka etsy Ankorahotra. Samy mipetraka eny amin’izay tiany ireo fiara ary tapaka hatramin’ny lalana vokatr’izany. Mila fandaminana matotra satria ny mpampiasa ny arabe no indray misedra izany baranahiny izany.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici