- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversItaosy : Maty voatsatoka antsy tao anaty rombo

Itaosy : Maty voatsatoka antsy tao anaty rombo

Raikitra ny fifampikasihan-tànana tetsy Ankadimanga-Itaosy, ny alin’ny asabotsy teo. Raha ny fantatra, dia valo lahy no nanao tambabe tamin’ny roa hafa. Mazava hoazy fa ireto farany no voa mafy noho ny isa tsy mitovy, no sady nitazona antsy ihany koa ireo mpifanandrina taminy. Samy voatsatoka antsy izy roa lahy ka ny iray, raha araka ny vaovao farany azo, dia nodimandry omaly alahady. Izany dia na teo aza ny fialàna nenina ny nitsabo azy tetsy amin’ny hopitaly Hjra. Ilay iray namany kosa dia mbola marary mafy taorian’ny tsindrona antsy nahazo azy.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici