- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversHain-trano tao Ankasina : Nisy fanadihadiana nosokafan’ny BC

Hain-trano tao Ankasina : Nisy fanadihadiana nosokafan’ny BC

Koa satria nisy ny aina nafoy, dia tsy maintsy misy ny fanadihadiana lalina momba ny hain-trano nitranga tetsy Ankasina. Miompana indrindra izany amin’ny hamantarana izay tena niavian’ny afo ary indrindra koa tsy maintsy mipetraka hatrany ny ahiahy sao mba nisy ny ninia nandoro ny trano. Omaly ary dia efa nisy ny olona nalaina ho an’ny fijoroana vavolombelona mba hahazoana  miditra lalindalina amin’ny fanadihadiana. Loharanom-baovao teo anivon’ny pôlisy no nahafantarana fa nisy olona efatra nohenoin’ny BC ny fanazavany momba iny hain-trano iny.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici