- Publicité -
mardi, septembre 29, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversSabotsy Namehana : Nisy namaky ny biraon’ny kaominina

Sabotsy Namehana : Nisy namaky ny biraon’ny kaominina

sabnam1Nongotan’ireo olon-dratsy ny « grille de protection ».Teo izy ireo no niditra ka nitatitra izay entana tiany tao. Ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy no nisehoan’ny vaky trano. Raha araka ny vaovao azo dia mitentina eo amin’ny 15 tapitrisa ariary ny tomban’ny entana very.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici