- Publicité -
vendredi, juillet 18, 2025
AccueilFaits-DiversToliara II : Zaza roa volana kila hotohoton’ny afo

Toliara II : Zaza roa volana kila hotohoton’ny afo

Noho ny fahamaizan’ny trano iray, tany amin’ny kaominina Analampatsy distrikan’i Toliara II, ny alin’ny alatsinainy hifoha ny tala teo, dia zazalahy kely iray vao roa volana monja no may kila forehitra. Raha ny vaovao voaray, dia tsy fantatra mazava izay niandohan’ny afo tamin’io fotoana io. Taitra noho ny firedaredan’ny afo tamin’ny torimasony izy mivady tao an-trano, ary rangahy nihevitra fa nentim-badiny ny menaky ny ainy. Ramatoa koa nihevitra torak’izany, kanefa tavela tao an-trano ilay zaza, saingy efa tara loatra ny famonjena ka tsy nisy na  inona na inona azo natao intsony. Maty ny afo, razana efa kila tanterana no nalaina.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici