- Publicité -
mercredi, septembre 17, 2025
AccueilFaits-DiversMoramanga : Fiara roa nifandona, olona valo naratra

Moramanga : Fiara roa nifandona, olona valo naratra

Samy nirimorimo mafy ireto fiara taxi-brousse mazda sy fiara tsy mahataho-dàlana range rover . Moramaga PK 115 no nisehoan’ny fifandonana, nifandona  ireto fiara ka potika , mpadeha enina avy ao anaty taxi-brousse no naratra ary roa kosa avy ao anaty fiara 4×4. Avy hatrany dia nentina notsaboina  teny amin’ny hopitaly ireo naratra ireo ary efa nahazo ny fitsaboana sahaza  azy avokoa.

ALEM

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser