- Publicité -
mardi, juillet 1, 2025
AccueilFaits-DiversAccès Banque : Efa samy nigadra izy roa lahy

Accès Banque : Efa samy nigadra izy roa lahy

Na I Voay na I Zorgie dia efa samy nigadra teny Tsiafahy avokoa. Fanafihan-jiolahy ny an’itsy voaloha ary efa nahavita sazy izy raha araka ny fantatra. Vonoan’olona teny Ambohipo kosa ny an’itsy faharoa, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpanao fanadihadiana. Mbola samy mitazona basy izy ireo raha araka ny fanazavan’ny mpitandro ny filaminana. Sokajiana ho olona atahorana arak’izany…

Nangonin’I D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser