- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversAdy amin’ny fifohana rongony : Olona roa voasambotra

Ady amin’ny fifohana rongony : Olona roa voasambotra

Tsy mijanoana ny ady ataon’ny mpitandro filaminana amin’ny fivarotana sy fifohana rongony. Olona roa indray izao no fantatra fa voasambotra. Ny iray teny Talatamaty. Tamin’ny fisavana ny tranony no nahatratrarana fonosana miisa 48. Araka ny filazany dia eny Isotry izy no mividy an’izany ary amidiny eny Talatamaty. Teny Ambatonakanaga kosa ny olona faharoa no tratra; teo am-pifohana rongony izy no hitan’ny polisy ary dia noraisim-potsiny. Efa natolotra ny fitsarana izy roa ireo.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser