- Publicité -
mercredi, avril 30, 2025
AccueilFaits-DiversAmbalavao : Filoham-pokontany maty, olona telo nosamborina

Ambalavao : Filoham-pokontany maty, olona telo nosamborina

Olona telo no nosamborin’ny zandary ary natolotra ny fampanoavana omaly rehefa voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fanafihana izay nitarika ny fahafatesan’ny filoham-pokontany tao Fenosoa-Ambalavao. Raha ny fanazavan’ny zandary dia Néné ny anaran’ny mpitarika ity fikambanan-jiolahy ity. Efa tafiditra tamin’ny raharaha mahakasika fanafihana maromaro io farany.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser