- Publicité SW45 -
jeudi, octobre 24, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbalavao : Nahafaty ny mpiara-miasa aminy, voasambotry ny zandary

Ambalavao : Nahafaty ny mpiara-miasa aminy, voasambotry ny zandary

Novonoiny ny  mpiara-miasa aminy noho ny fialonana. Samy nilahatra vola niaraka izy ireo no niakatra tampoka ny hafanana teo amin’ny roa tonta noho ny fifamaliana. Tsy mba vita teo anefa ny lonilony, satria nony  alina dia tonga tany amin’ny tranony ilay olona ary nikapa ny lohany tamin’ny famaky. Nanomboka  teo ny fitadiavan’ny zandary ilay nahavanon-doza. Raha araka ny fantatra dia hatolotra ny fampanoavana anio io farany.

Nangonin’I D.R

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser