- Publicité -
mercredi, octobre 14, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbatolahy : 12 lahy nanafika, lasa ny volabe

Ambatolahy : 12 lahy nanafika, lasa ny volabe

Ny alin’ny 30 hifoha 31 desambara dia notafihina dahalo 12 lahy mirongo basy sy antsy ny tokantrano iray tao Ambatolahy – Mandoto. Tsy iza ity voatafika ity fa ny olona mpanangona ny « ristourne » ao an-toerana ihany. vola 840.000 ariary no norobain’ireo jiolahy tamin’izany. Nalain’izy ireo ihany koa ny taratasy « quittance » maromaro izay fanangonam-bola. Nandositra niatsinanana ny dian’ireo mpanafika ka lasa nanao fanarahan-dia ny zandary telolahy niaraka tamin’ny solontenan’ny fokonolona vitsivitsy.

A.R.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser