- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025

Ambatolampy

4×4 nidofotra tany amin’ny rindrin’ny tobin’ny zandary. Fiara tsy mataho-dalana iray no namarana ny diany teny amin’ny tambohon’ny zandary omaly hariva, tokony ho tamin’ny dimy ora teo ho eo, tao Ambatolampy. Vokany potika ny rindrina ity sy ilay fiara. Naratra mafy kosa ny mpamily azy, ary efa nentina tany amin’ny toeram-pitsaboana. Rahy ny fantatra dia avy aty an-drenivohitra ilay fiara 4×4, ary handeha hihazo an’i Betafo. Nandeha mafy izy tamin’io fotoana io kanefa ny orana avy ary ny nalama ny lalana.

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici