- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversAmbatondrazaka : Nanatanteraka fanadiovana ny fivarotana trondro ny faritra

Ambatondrazaka : Nanatanteraka fanadiovana ny fivarotana trondro ny faritra

Lasa miteraka fofona maimbo sy fahatsentsenan’ny tatatra ny tao amin’ny fivarotana hazandrano tao amin’ny tsenan’Ambatondrazaka ka nahatonga ny lehiben’ny faritra Atoa Ranaivonirina jean Y, naniraka ny mpiara-miasa aminy hanao ny fanadiovana, ka nahafaly ny vahoaka sy ny mpivarotra hazandrano .Santatra ambavarano ihany izao hoy Atoa Mamy fidison(besetroka), mpanolotsainan’ny faritra, fa tsy maintsy hanampy amin’ny fanadiovana ,izahay mba tsy hisian’ny aretina ato amin’ny tanàna, ka nanentanana ny rehetra ny tsy hanimpy fako any anaty kanalina fa mahatsentsina azy ireny.Tsy ho ela intsony dia hirotsaka ny orana ka raha tsy misy tokoa fanadiovana tahaka izao dia atahorana ny mety hiparitahan’ny valan’aretina.

Janus R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici