- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversAmbilobe : Lahiantitra 75 taona tra-tehaka nanolana zaza 5 taona

Ambilobe : Lahiantitra 75 taona tra-tehaka nanolana zaza 5 taona

Misy raha la terre ! Tranga nahonena sy nampalahelo izay tsy dia fahita firy na fandre any amin’ny Distrikan’ Ambilobe, izay nahavalalanina ny maro no niseho tao Ambondromifehy, any amin’ny Kaominina ambanivohitra Anivorano-Nord. Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana, rangahibe iray mananika ny 75 taona eo no tra-tehaka nanolana zazavavikely dimy taona, mpiray tanana aminy ihany. Rehefa voasambotry ny  fokonolona tsy afa-nitsoaka intsony ity « dadilahy », ary mba hisorohana ny mety hisian’ny fioharam-pefy sy fitsaram-bahoaka, dia nanao fanelanelanana haingana ireo olombe to teny teo an-tanàna. Taorian’izay, dia natolotra ny mpitandro filaminana ity lahiantitra natao famotorana lalina mahakasika ny fomba mamoehatra vitany.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici