- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024
AccueilFaits-DiversAmbilobe : Mitokona ny mpamboly fary

Ambilobe : Mitokona ny mpamboly fary

Ny sabotsy lasa teo no nanatanteraka fitokonana ireto mpamboly fary tany Ambilobe, izay nitaraina noho ny fanapahana ny karaman’izy ireo mikasika hetra, sy ny sazy izay tokony ho efa naloa tamin’ny taona 2012. Nanoloana izany dia nandray andraikitra ireo manampahefana tany an-toerana ka nanao fivoriana maika handaminana ny raharaha. Tapaka tamin’izany ary fa hofoanana ireo sazy nampiharina ireo ka hodinihina amin’ny manaraka ny fomba handaminana azy. Efa niverina nandray ny asany moa ireto mpiasa tao aorinan’ny fifandaminana natao.

ALEM

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser