- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024
AccueilFaits-DiversAmbilobe : Trano 123 levon'ny afo

Ambilobe : Trano 123 levon’ny afo

Nitrangana haitrano mahatsiravina tao Ambilo-Betiaka, ny 7 desambra lasa teo. Trano 123 no indray levon’ny afo. Voalaza fa noho ny tsy fitandreman’ny vehivavy iray mpivarotra lasantsy an-tsokosoko no nahatonga ny loza. Mahatratra 600 ny olona tsy manan-kialofana vokatr’io haintrano io, ary saika niharan’ny fitsaram-bahoaka ilay vehivavy nahatonga ny loza, ka nentin’ny zandary avy hatrany tany amin’ny sampana misahana ny heloka bevava any Antsiranana. Efa nidina any an-toerana ny tomponandraikitra nijery akaiky ireo olona tra-boina.

A.R.

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser