- Publicité -
lundi, septembre 14, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmboasary Atsimo : Dahalo 20 matin’ny zandary

Amboasary Atsimo : Dahalo 20 matin’ny zandary

Raikitra ny fifampitifirana ny alahady teo. Malaso 20 no indray maty voatifitra nandritra ny fifanjevoan’ny mpitandro filaminana nanara-dia,izay nifanandrina tamin’ireo dahalo  120 nirongo basim-borona avy nangalatra omby 150 tao amin’ny tanàn’i Beroangy Amboasary Atsimo,ny marain’ny 8 desambra lasa teo, tokony ho tamin’ny valo ora. Nandositra nanavotr’aina kosa ny dahalo 100 ambiny ary tafaverina tamin’ny tompony ny omby 123. Ny efatra maty nandritra ny fifampitifirana. Basim-borona roa no azon’ny zandary. Tsy nisy naratra ny avy tamin’ny fokonolona sy ireo mpitandro filaminana.

Manitrisa

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser