- Publicité SW45 -
dimanche, avril 28, 2024
AccueilFaits-DiversAmboasary Atsimo : Fitifirana teratany japoney, olona efatra voasambotra

Amboasary Atsimo : Fitifirana teratany japoney, olona efatra voasambotra

Nahitana vokany ny famotorana nataon’ny mpitandro filaminana tamin’ny fitifirana ilay vehivavy japoney mpikaroka tao amin’ny toerana arovana ao Berenty, any Amboasary Atsimo, niseho tamain’ny faha-4 janoary lasa teo. Fantatra izao, araka ny vaovao voaray, fa olona efatra no nosamborin’ny mpitandro filaminana. Izy ireo no voarohirohy tamin’ity fitifirana ity. Efa nentina tany amin’ny fitsarana ireto olona ireto.

Raha tsiahivina, tamin’io andro voalaza etsy ambony io, niharan’ny tifitra ity teratany vahiny ity. Naratra mafy tokoa izy tamin’izany ary tsy maintsy nalefa notsaboina taty an-drenivohitra.

r.s.

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser