- Publicité SW45 -
mercredi, juin 26, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmboditsiry : Trano lehibe iray kilan’ny afo

Amboditsiry : Trano lehibe iray kilan’ny afo

HAY-TRANO-(4)Omaly maraina, nirehitra ny trano lehibe iray misy rihina teny Amboditsiry. Ny loharanom-baobao no nahafantarana fa resaka « court circuit » no nahatonga ny fahamaizana. Ny efitra tany ambony no tena levon’ny afo. Voalaza fa olona telo no mipetraka tao. Soa ihany aloha fa tsy nisy ny naratra na ny aina nafoy. Efa tonga teny an-toerana rahateo ny mpamono afo nanampy ny olona. Vao niseho ny fahamaizana dia efa tomefy olona ny arabe manoloana ilay trano. Tsy dia naharitra ela anefa dia vaofehy ny afo.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici