- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohibao : Mpivarotra rongony voasambotra

Ambohibao : Mpivarotra rongony voasambotra

Mpivarotra rongony iray no voasambotry ny polisy teny Morondava Ambohibao, ny alakamisy teo. Nisy olona tsara sitrapo nanondro azy io teny amin’ny polisy, ka niroso tamin’ny fisamborana ry zareo. Nahitana rongony 11 fonosana tany aminy. Nambarany fa vidiny amin’ny olona mpamatsy eny Ambohimanarina 10.000 Ar ny iray fonosana lehibe ary tsinjaraina amin’ny fonosana kely, ka amidy 500 Ar. Milaza ho mahalafo 50 isan’andro ity tovolahy sady mpifoka no mpivarotra rongony ity.

r.s

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser