- Publicité SW45 -
mercredi, juin 26, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbohidrapeto : Fivarotan-kena vaky, fandanjàna ihany no very

Ambohidrapeto : Fivarotan-kena vaky, fandanjàna ihany no very

Manao sesilany ny hala-botry eny Ambohidrapeto. Raha araka ny fantatra dia isan’ny faramparany novakian’ny jiolahy ny fivarotan-kena iray teo an-toerana. Tsy nisy afa-tsy ny fandanjàna no very tao anatin’izany. Izay ihany rahateo no nijanona tao anatiny, satria izany no ahiana ho tsy ilain’ny jiolahy raha sendra ka misy ny fandrobàna. Kanefa dia nalain’ireo soa aman-tsara. Mahatonga ny maro hieritreritra ny toa izany, sao mitady ho lasa kolontsaina ny fangalarana ety an-drenivohitra, toy ny dahalo fahiny tany ambanivohitra. Maro loatra mantsy izay trano novakiana mba hangalàna zavatra tsy dia misy dikany loatra sady na amidy aza dia sarotra lafo…

D.R

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser