- Publicité SW45 -
dimanche, mai 26, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbohidratrimo : Maty nanavotra ny namany

Ambohidratrimo : Maty nanavotra ny namany

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny faritra Abohidratrimo tamin’ny talata lasa teo. Olona iray no fantatra fa namoy ny ainy. Lehilahy be herimpo, hoy ireo izay nahita. Nandeha teny an-dalana ny olona roa. Nisy fiara be nirimorimo anefa avy any. Nahita izany ny iray, dia nisintona ny namany. Afaka io namany io refefa voakipily teny amin’ny sisiny. Ilay nanavotra indray anefa no tsy tafita fa voadoanan’ilay “camion” nirimorimo. Nifandrombaka ny olona hitondra azy any amin’ny hopitaly Ampefiloha. Vao teny an-tsasa-dalana anefa dia tsy tana ny ainy.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser