- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimalaza : « Camion » nisy nanafika, efa misy olona voasambotra

Ambohimalaza : « Camion » nisy nanafika, efa misy olona voasambotra

Tamin’ny heriandro lasa teo, ny alakamisy, nisy fiara nitondra entana avy any Toamasina nisy nanafika teny Ambohimalaza tsy lavitra ny toerana fisavan’ny zandary. Araka ny fantatra, raha vao niala ireo mpitandro filaminana tokony ho tany amin’ny 8 ora tany ho any, no nisy nanakana ity fiara be ity. Lasan’ny mpangalatra avokoa ny zavatra tao anatiny. Nandeha avy hatrany fanadihadiana natoan’ny mpitandro filaminana. Tamin’iznay no nahalalana fa nisy olona voasambotra teny amin’ny faritry Tanjombato mikasika ity halatra ity.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser