
ยซ ๐ฌ๐๐ ๐บ๐๐บ ๐๐ ๐๐บ๐๐บ๐๐บ๐ฟ๐๐ฝ๐๐๐๐บ ๐๐ ๐๐๐บ ๐๐๐บ๐๐บ (sivily na miaramila) ๐บ๐ ๐บ๐๐๐’๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐บ๐๐๐๐๐บ, ๐๐๐ ๐บ๐๐บ ๐๐ ๐๐บ๐๐บ๐๐๐๐บ ๐๐บ๐๐๐๐ฝ๐๐๐๐บ ๐๐ ๐๐๐บ๐a๐๐๐ ๐บ ๐๐บ๐๐๐๐๐๐บ ๐๐๐บ๐๐ ๐๐๐บ ๐๐ ๐บ๐’๐๐๐พ๐ ๐๐บ๐ฟ๐๐๐บ efa ๐๐บ๐๐บ๐๐๐๐บ ๐ฟ๐บ๐๐๐๐๐๐บ๐-๐๐๐๐พ๐๐พ๐๐บ. ๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐บ๐๐บ ๐๐ ๐๐บ๐๐บ๐๐บ๐ฟ๐๐ฝ๐๐๐๐บ ๐๐๐บ๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐บ๐๐บ๐-๐ป๐๐ ๐บ ๐พ๐ ๐บ๐๐๐๐๐’๐๐ ๐ณ๐บ๐ฟ๐๐๐บ i๐๐บ๐๐ ๐๐๐บ ๐๐๐ ๐๐๐พ๐๐ ยป, raha araka ny fanazavanโny zandary eo anivonโny borigadinโAmbohimalaza. Lehilahy iray sy ny sipany no manao ny fisolokiana etsy sy eroa. Itsy voalohany dia tsy miala aminโny fanamiana miaramila kanefa sivily. Itsy faharoa kosa miray tsikombakomba aminy aminโny ยซ fanjonoana ยป ireo olona. Mazava ho azy fa noho ny tsy fisianโny asa dia betsaka ny roboka sy nino, ary nisy hatraminโny mpitandro ny filaminana aza. Eny anivonโireny ยซ bar ยป ireny no tena toeram-pilalaovanโireto mpanao ratsy. Ao no manomboka ny resaka sy ny fitaka rehetra. Efa tafiakatra an-tapitrisany maro ny vola azonโireo mpisoloky taminโolona maro. Nanomboka nisy ny nitory teny aminโny zandary rehefa nahatsiaro fa voafitaka. Natao ny velam-pandrika izay niafara taminโny fisamborana tao anaty toeram-pisotroana teo Ambohimalaza. Zavatra maro fampiasa aminโny fisolokiana no sarona ๐๐บ๐๐ฝ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฟ๐๐๐บ๐๐บ๐๐บ ny tranonโny olon-dratsy. Nisy f๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ๐ช๐ข๐ฏ๐ข ๐ต๐ข๐ง๐ช๐ฌ๐ข, g๐ข๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ต๐ข๐ง๐ช๐ฌ๐ข, s๐ข๐ต๐ณ๐ฐ๐ฌ๐ข ๐ต๐ข๐ง๐ช๐ฌ๐ข (bรฉrรชt sy chapeau de brousse), baoty, a๐ฌ๐ข๐ฏ๐ซ๐ฐ ๐ต๐ข๐ง๐ช๐ฌ๐ข ๐ง๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ-๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข, s๐ข๐ณ๐บ ๐ฏ๐ข๐ด๐ช๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ต๐ช๐ฏa ๐ฏ๐ช๐ด๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฌ๐ช๐ข๐ฏ๐ข, s๐ข๐ณ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ๐ช๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ง๐ช๐ฌ๐ข, a๐ต๐ฐ๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ-๐ต๐ข๐ณ๐ข๐ต๐ข๐ด๐บ ๐ฎ๐ข๐ณ๐ฐ (fangatahana asa, mari-pahaizana sy ny hafa koa). Nomarihanโny zandary fa a๐๐๐๐บ๐๐๐บ ๐๐ ๐ฟ๐๐๐บ๐๐ฝ๐๐๐บ๐๐บ ๐บ๐๐บ ๐๐ ๐บ๐๐ฝ๐๐บ๐๐๐๐๐๐บ ๐บ๐๐ ๐ฟ๐๐๐๐ ๐๐๐๐บ๐๐บ ๐บ๐๐บ๐๐’๐๐ ๐บ๐ ๐ ๐พ๐๐๐ ๐บ๐๐y ๐๐๐ ๐ฝ๐๐บ ๐๐๐๐ ๐๐๐บ๐๐ ๐๐๐บ ๐๐ ๐๐๐๐๐ฝ๐๐ ๐บ๐๐บ๐๐๐ ๐พ๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐’๐๐ ๐ฟ๐๐บ๐๐บ๐๐บ-๐๐๐๐๐๐บ ๐๐๐๐ ๐บ๐๐. ๐ฌ๐๐๐๐๐๐๐บ ๐๐ ๐๐บ๐ฟ๐๐๐บ hatrany ๐๐๐ am๐๐’๐๐๐บ๐๐. Nandritry ny fanadihadiana savaranonando dia fantatra fa efa indroa nigadra ilay lehilahy 42 taona ary vao tsy ela akory izany (2020 sy 2021). Mitovy hatrany ny heloka vitany dia ny fisandohana andraikitra entina misoloky. Tratra fanintelony indray izy ity ary mendrika ny mba manintona ny sainโny tomponโandraikitry ny fitsarร na ny fanaraha-maso ny momba azy.
D.R




