- Publicité -
vendredi, mai 9, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimalaza : Misesy ny fisamborana olon-dratsy

Ambohimalaza : Misesy ny fisamborana olon-dratsy

Hazalambo tanteraka ireo mpamaky trano sy mpanao hala-botry. Efa-dahy mpamaky trano ary naka “panneau,  radio solaire” voasambotra rehefa nisy fitoriana tonga tao amin’ny zandary. Nidoboka am-ponja tamin’io ny jiolahy fantatra amin’ny solon’anarana Andry Mainty sy Barre à mine. Tao anatin’ny hetsika Papango izay mitety fokontany marobe amin’ny alina indray dia nifanehatra tamin’ny mpanao fisafoana ary noraisim-potsiny ny mpanao hala-botry iray ary nidoboka am-ponja.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici