- Publicité -
jeudi, septembre 18, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimangakely : Lehilahy iray hita faty

Ambohimangakely : Lehilahy iray hita faty

Efa fotoana elaela no tsy hita izay nalehan’ity olona iray ity. Omaly no nisy nahita tany anaty « carrière » fangalana vato ny fatiny. Ny loharanom-baovoa no nahafantarana fa tsy nisy ratra hita nivantana teny amin’ny tenany. Ny vaovoa hatrany no nahafantarana fa tsy dia salama saina loatra io olona io. Tamin’ny 1 ora maraina izy no niala ny tranony ary tamin’ny 5 ora no hita ny fatiny.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser