Efa fotoana elaela no tsy hita izay nalehan’ity olona iray ity. Omaly no nisy nahita tany anaty « carrière » fangalana vato ny fatiny. Ny loharanom-baovoa no nahafantarana fa tsy nisy ratra hita nivantana teny amin’ny tenany. Ny vaovoa hatrany no nahafantarana fa tsy dia salama saina loatra io olona io. Tamin’ny 1 ora maraina izy no niala ny tranony ary tamin’ny 5 ora no hita ny fatiny.
r.s.