- Publicité -
mercredi, juillet 9, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimangakely : Nalaina an-keriny, naolana dia novonoina

Ambohimangakely : Nalaina an-keriny, naolana dia novonoina

Ny herinandro lasa teo dia nitrangana fakàna an-keriny teny amin’iny faritra Ambohimangakely iny. Ramatoa iray 51 no lasibatra tamin’izany. Tsy vitan’ny nalaina an-keriny, sy notakian’ireo olon­ dratsy vola ho takalon’ny famotsorana azy anefa ity ramatoa ity fa mbola nampijaliana ihany koa tany : noratraina avy eo naolana. Very saina tanteraka ilay vehivavy rehefa hitan’ny fokonolona, telo andro taty aoriana. Olona telo no fantatra fa tao ambadik’izany fakàna an-keriny sy famonoana izany : vadikeliny taloha ny iray ary mpivady mpiray tanana aminy ihany ny roa. Mbola naman’izy ireo araka ny fampitam-baovao azo ary efa eo am-pikarohana ireo ny zandary ao Ambohimangakely

m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici