- Publicité -
mardi, septembre 30, 2025
AccueilFaits-DiversAmbondromamy : Tobin-dasantsy voatafika, voaroba ny vola 1,850 tapitrisa

Ambondromamy : Tobin-dasantsy voatafika, voaroba ny vola 1,850 tapitrisa

Notafihin’ny jiolahy nitondra basy sy nisaron-tava ny tobin-dasantsy Galana ao Ambondromamy, Distrikan’Ambato Boeny, ny alatsinainy maraina be teo tokony ho tamin’ny 3 ora. Tsy afaka nanohitra na nihetsika ilay mpiasa iray niasa niari-tory tamin’io fotoana io, nanoloana ny vavam-basy, ka mora tamin’ireo jiolahy ny nandraoka ny lelavola rehetra tany aminy izay mitentina 370 000 Ariary. Tsy nisy kosa anefa ny aina nafoy na ny naratra tamin’ity fanafihana mitam-basy indray mitoraka ity. Rehefa nahazo izay nilainy ny jiolahy dia nandositra avy hatrany, hoy ny vaovao.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici