- Publicité -
vendredi, décembre 5, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbositra : Tsy nanadino ny faha-57 taonany ny polisim-pirenena

Ambositra : Tsy nanadino ny faha-57 taonany ny polisim-pirenena

Toy ny isan-taona, ary manerana ny nosy, ny faha-30 septambra, dia nanamarika ny andro fijoroan’ny polisim-pirenena ny “brigade de la sécurité publique d’Ambositra ».

Hazakazaka manerana ny tanànan’Ambositra no nentin’ny polisim-pirenena nanamarika an’izany narahina fotoam-pivavahana sy firaha-misakafo tao Ambohimilany, toeram-piasana ihany, izay notarihin’ny “commissaire divisionnaire “ Razafindravonona Joseph  mivady, izay nanamafy hatrany ny fisian’ny fifankatiavana sy ny firaisan-kina eo anivon’ny fianakaviam-ben’ny polisim-pirenena.

Commissariat miisa telo no sahaninan’ny “brigade de la sécurité publique” eto Ambositra, dia ny ao Ambatofinandrahana, Fandriana ary Mananadriana.

Anastase

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici