- Publicité -
mardi, juillet 1, 2025
AccueilFaits-DiversAmoron’i Mania : Famoràna zaza faobe

Amoron’i Mania : Famoràna zaza faobe

Ho fanatratrarana ny tanjona napetraky ny ministeran’ny fahasalamam-bahoka amin’ny fahasalamana manatona ny vahoaka, dia hanatanteraka famorana faobe ho an’ny zaza lahy, tevika sofina ho an’ny zaza vavy ny eto amin’ny hopitaliibe Volafotsy Amboitra. Izany hetsika izany dia ho atao amin’ny faaha 09 jiolay izao. Hisy arak’izany ny fandaminana amin’ny fisoratana anarana manomboka ny 29 jiona ho an’ireo te hisitraka io hetsika io ho n’ireo eto Amoron’I Mania. Izany dia hanalana ihany koa ny fahasahirana ho an’ny vahoaka.

Anastase

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici