- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025
AccueilFaits-DiversAmparafaravola : Fanatanterahana didim-pitsarana, vadintany iray torana voatora-bato

Amparafaravola : Fanatanterahana didim-pitsarana, vadintany iray torana voatora-bato

Tranga nahavalalanina ny maro no niseho tany amin’ny Distrikan’ Amparafaravola. Vadintany iray teo am-panatanterahana didim-pitsarana no niharan’ny fikasihan-tanana, tao amin’ny Fokontany Antsakoana, ka torana tsy nahatsiaro tena noho ny dona mafy nihatra taminy. Raha ny vaovao voaray, dia notoherin’ny tompon-trano ity vadintany ity rehefa hampihatra ny didim-pandravana trano, ka voatora-bato sy voakapoka in-telo teo amin’ny lohany. Tao anaty sakoroka, tsy voaaron’ireo mpitandro filaminana niaraka taminy ity vadintany ity, ka naratra mafy, ary mbola manaraka fitsaboana hatramin’izao.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici