- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversAmparafaravola : Renim-pianakaviana niteraka telo , notoloran’ny Faritra fanampiana

Amparafaravola : Renim-pianakaviana niteraka telo , notoloran’ny Faritra fanampiana

Faly  sahirana ireto ray aman-dreny ireto raha behohoka ny vadiny  ka nitady zaza,  satria 3 mianadahy avy hatrany no tonga teto ambonin’ny tany ,ka  vavy roa ary lahy iray izay salama tsara izy telo mianadahy miaraka amin’ny reniny . Mponina ao Andranobe  Amparafaravola moa ireto fianakaviana ireto ary voatery tany amin’ny hopitalin’i Tanambe no niteraka  satria any no misy tobim-pahasalamana  izay mahatratra 900 gr  ny zaza nivoaka voalohany ary 1300 gr ilay vavy faharoa ary 1900 gr ny vavy nivoaka farany . Fianakaviana somary sahirana ireto fianakaviana ireto   ka avy hatrany dia notoloran’ny faritra Alaotra Mangoro vola iray hetsy ariary mba ho fanampiana amin’ny sakafo ho an’ny zaza sy ny reniny ; izay nahafaly ny fianakaviana moa izany  .

Janus R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici