- Publicité -
mercredi, juillet 30, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmpefiloha : Halatra “auto radio”, olona roa voasambotra

Ampefiloha : Halatra “auto radio”, olona roa voasambotra

Tsy mijanona mihitsy ny halatra anaty fiara amin’ny faritra maro eto andrenivohitra. Afak’omaly, nisy nangalatra tao anaty fiara ny “auto radio”, teny amin’ny faritr’ Ampefiloha iny. Nihetsika avy hatrany ny mpitandro filaminana avy tao amin’ny paositry ny polisy eny an-toerana. Araka ihany nony farany ny olona nangalatra ary tratra teny Ankazomanga. Omaly no natolotra ny Fampanoavana izy roa ireo ary fantatra, fa nidoboka vonjimaika eny Antanimora.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser