- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversAmpefiloha : Mpangarom-paosy 3 mianadahy tratra

Ampefiloha : Mpangarom-paosy 3 mianadahy tratra

ampefilohaNy alakamisy teo no tra-tehaky ny pôlisim-pirenena tetsy Ampefiloha ireto mpanendaka 2 lahy sy vavy 1 , izay tena nampiaiky ny teny amin’ny farItra Ampefiloha sy Anosy ary Ampatsakana iny. Efa nisy nahatsikaritra izy ireo tamin’izany , ka olona tsara sitrapo no nanome vaovao ny pôlisy. Mody misisika taxi-be eo izy telo ireto, ka tamin’izany no nanaovany ny fangaroanam-paosy ary be dia be ireo efa tratrany. Indrindra amin’ilay fotoana fodian’ny mpiasa sy ny mpianatra amin’ny hariva iny.

Marihana fa efa avy nigadra daholo izy telo mianadahy ireto ary vao avy namita ny sazy izao tratra izao indray. Efa natolotra ny fitsarana ny andro nahatratrarana azy izy ireo.

ALEM

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser