- Publicité -
mardi, septembre 16, 2025
AccueilFaits-DiversAmpitatafika : Fiara telo indray nifandona

Ampitatafika : Fiara telo indray nifandona

Ny voalohany fiara tsy mataho-dàlana, ny faharoa Sprinter ary ny fahatelo kamiao. Ireo no indray nifandona teo amin’ny lala-mahitsin’Ampitatafika omaly tolakandro. Mazava hoazy fa nisy fandehanana mafy sy fijanonana tampoka no nitarika ny lozam-pifamoivoizana. Fotoana fohy taorian’izay dia tapaka indray ny lalam-pirenena ary dia niteraka fitohanana lavareny izany ho an’ny fifamoivoizan’ny fiara mandrap-pahatongan’ny mpitandro ny filaminana izay niezaka nandamina ny làlana.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici