WordPress database error: [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f5b90-1ecf3.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f5b90-1ecf4.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Analakely : Mpivaro-kena nifamaly, niafara tamin’ny tsindrona antsy -
- Publicité -
vendredi, mai 16, 2025

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f5b90-1ecf6.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_postmeta`

AccueilFaits-DiversAnalakely : Mpivaro-kena nifamaly, niafara tamin’ny tsindrona antsy

Analakely : Mpivaro-kena nifamaly, niafara tamin’ny tsindrona antsy

Raikitra ny sakoroka teo amin’ny samy mpivaro-kena teny Analakely, afak’omaly hariva. Vokatr’izany, olona iray 26 taona no voan’ny antsy teo amin’ny lohany. Voalaza fa lasa lalina ny dian’antsy, satria niseho mihitsy ny taolan-doha. Novonjena nentina avy hatrany tany amin’ny hopitaly Ampefiloha izy ary mbola manaraka fitsaboana amin’izao. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa nisy ny fifamaliana tamin’io hariva io. Ady izay tsy mbola fantatra ny nahatonga izany. Tsy vitan’izany fotsiny anefa fa dia nisy ny sakoroka avy eo ary lasa maromaro ireo mpifanandrina. Maro ny olona nahita izany ary nanomboka nitangorona nitazana lavidavitra. Tampoka teo, nisy iray naharay ny antsy fampiasany ary dia iny no nahavoa ilay maratra teo amin’ny lohany. Raha nahita izany ireo sasany dia nisy sahy nirotsaka nanasaraka ireo nifamaly. Ny nahamaika ny rehetra dia ny nitondra ilay voa tany amin’ny trano fisaboana. Ny loharanom-baovao hatrany no nahalalana fa tsy hanaiky mora foana izao fahavoazany izao ilay olona maratra.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f5b90-1ecf8.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`