- Publicité -
mercredi, janvier 21, 2026
AccueilFaits-DiversAnalakely : Mpivarotra amoron-dàlana voadaroka, torana tsy nahatsiaro tena

Analakely : Mpivarotra amoron-dàlana voadaroka, torana tsy nahatsiaro tena

cuaOmaly maraina , tokony ho tamin’ny 10 ora teo, mpivarotra iray amoron-dalana iray no fantatra fa voadaroka ary torana teny Analakely. Nisy koronatana indray teo amin’ireo fivondronana sy ireo mpivarotra amoron-dàlana. Ny vaovao hatrany no nahalalana fa noraofina avokoa ny entana namidin’ilay lehilahy. Fantatra moa fa ireny paoketra ireny no namidin’ity tovolahy ity.  Ny loharanom-baovao hatrany no nahafantarana, fa efa nahatratra ora maro tany ho any  vao niverina ny ain’ity lehilahy voadaroka ity. Nifarimbona namelona ity tovolahy ity ireo  izay nanatri-maso teny an-toerana. Mitaraina tanteraka ireo mpivarotra amoron-dàlana ankehitiriny. Nilaza izy ireo , fa « aiza no hitady vola, hamelomany ireo vady aman-janany, indrindra fa amin’izao an-katoky ny fety izao ? »

FINARITRA RAKOTO (Stagiare)

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

S'abonner à notre newsletter