- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024
AccueilFaits-DiversAnalan-jirofo : Trano folo killan’ny afo

Analan-jirofo : Trano folo killan’ny afo

Ny alarobia 05 febroary teo tokony ho tamin’ ny 10 ora maraina tao amin’ ny fokontany  Andranofana no  no nisehoan’ izany . Vokatry ny tsy fitandremana no nahatonga ny afo avy amin’ ny fandrahoana sakafo. Avy hatrany dia niredareda ny lelan’ afo ka niampita avy hatrany namonjy ny trano teo akaikiny . Vokatr’ izany trano roa ambin’ny folo tafo no may rotiky ny afo;ary fito amby telopolo no tsy manan-kialofana ; marihina fa ny enina amby  roapolo amin’ ireo dia mpianatra avokoa .

Mitetim-bidy eo amin’ ny  10 000 000 ar teo  ny  entana may kila tao nandritra ny firehetana .

ALEM

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser