- Publicité SW45 -
lundi, juillet 1, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAnalavory : Basy vita gasy 6 sarona

Analavory : Basy vita gasy 6 sarona

BASYBasy poleta vita gasy 6 no saron’ny zandary tao Analavory tamin’ny faran’ny herinandro teo. lehilahy iray niady tamin’ny vadiny ka nitifitra olona no nahitana ny basy voalohany, ka avy amin’io no nahatratrarana ireo namany hafa sy nahitana ireo basy sasany. Nahitana bala sy fitaovana fanamboarana izany ihany  koa teny amin’izy ireo. Tena mitovy amin’ireny basy vita vahiny ireny ireto basy ireto, ary amidin’ireo jiolahy 2 hetsy ariary ny iray. Isan’ny fampiasan’ny jiolahy amin’iny faritra iny rehefa manao fanafihana ireto fitaovam-piadiana mahery vaika ireto. Naidiitra am-ponja avy hatrany izy ireo rehefa avy natolotra ny Fampanoavana.

Aina R.

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser