- Publicité -
lundi, octobre 5, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAndoharanofotsy : Kalach nentina nanafihana

Andoharanofotsy : Kalach nentina nanafihana

Dimy lahy nirongo « kalachnikov » nanafika tokantrano iray tetsy Andoharanofotsy. Tsy vitan’izany fa tena nampiasain’ireo ilay basy ary napoaka. Izany dia nentina hampitahorana ny iray trano. Vola mitentina 200.000 Ariary no voaroba, niaraka tamin’ny kojakojan-tokantrano toa ny fahitalavitra. Nisy firavaka volamena sy finday lasa ihany koa.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser