- Publicité -
lundi, février 16, 2026
AccueilFaits-DiversAndraharo : Maty ilay mpitondra taxi

Andraharo : Maty ilay mpitondra taxi

Omaly maraina be no fantatra fa namoy ny ainy ilay mpitondra taxi, niharan’ny lozam- pifamoivoizana teny Andraharo ny alahady hariva teo. Raha tsiahivina ny zavatra niseho dia toy izao. Niharan-doza ity fiara ity raha nikasa handeha hody ny mpamily. Voalaza fa niala lavaka anefa izy ary nidofotra tamina andrin-jiro iray. Naratra teo amin’ny lohany izy ary tsy maintsy nentina tany amin’ny hôpitaly. Natao ny alanenina fa tsy nahitam-bokany. Fantatra tamin’ny taratasy hita tao anaty fiara ny adiresy nisy ny toerana nonenany ary avy amin’izany no nahalalana ny fianakaviany. Omaly ihany dia efa nalain’ny havany ny razana.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter