- Publicité -
mardi, juin 24, 2025
AccueilFaits-DiversAndraharo : Mpitondra bisikileta nodomina taxi-be naiditra hopitaly

Andraharo : Mpitondra bisikileta nodomina taxi-be naiditra hopitaly

Omaly dia nisy lozam-pifamoivoizana nandratrana olona teny  Andraharo, Vahilava, ho any Ambohimanarina. Mpitondra bisikileta iray no nodomin’ny taxi-be ka naratra mafy tokoa. Tsy maintsy nentina notsaboina eny amin’ny hopitaly ity olona ity. Potika vokatr’izany koa ny bidikiletany. Niforitra mihitsy ilay izy ary niendaka ny guidon. Ny loharanom-baovao no nahafnatarana fa saika hisongona fiara hafa ilay fiara mpitatitra io nandona ilay kodiaran-droa io. Araka ny hita amin’ny sary dia mafimafy ihany ny dona, satria nisy nahasimbana ihany koa ny fitaratrt’ilay fiara.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser