- Publicité -
samedi, mai 10, 2025
AccueilFaits-DiversAndranomanelatra : Hain-trano nahaverezana entana maro

Andranomanelatra : Hain-trano nahaverezana entana maro

Ny marainan’ny 1 may teo no nisehoana hain-trano mahatsiravina tao Andranomanelatra , tsy fantatra marina ny nihavian’ny afo fa dia ny afo nilelalela nandevina ireo trano miisa 21 tafo no vokatr’izany.

Vokatr’izany fianakaviana 25 no tsy manan-kialofana ka miteti-bidy hatrany amin’ny 4 710 000 ar ny zavatra simba toy ny vary amin’ny gony sy ny enta-madinika isan-karazany. Ny zava-dehibe aloa dia tsy nisy ny naratra sy ny aina nafoy. Efa eo ampanadihadiana ny mety ho nipoiran’ny afo moa ny PA Andranomanelatra.

ALEM

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser