Fiara niala avy aty Antananarivo an’ny Orinasa iray no tradoza tany Andriba RN4 mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga. Nitondra entana haterina any Mahajanga ity fiara ity no izao niharan-doza izao ka roa lahy mpiasa tao amin’ity orinasa ity no maty avy hatrany, mbola tsy fantatra marina ny niavian’ny loza fa eo am-panaovana ny fanadihadiana ny tomponandraikitra any an-toerana .
ALEM