- Publicité -
mardi, février 17, 2026
AccueilFaits-DiversAndrohibe : Olona roa namoy ny ainy

Androhibe : Olona roa namoy ny ainy

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teny Androhibe, omaly tokony ho tany amin’ny 12 ora. Vazaha nitondra moto no voalaza fa nandona vehivavy. Tsy fantatra marina ny fisehoan’ny loza fa samy naratra ireo olona roa ireo. Mpandalo nahita azy ireo efa samy nitrosina teo amin’ny arabe no nitondra azy tany amin’ny hopitaly. Samy notsaboina ireto olona roa ireto. Ny vaovao hatrany no nahalalana fa namoy ny ainy avokoa ireto niharan-doza.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter