Lozam-pifamoivoizana nitranga tetsy Anjohy, ny alarobia hariva lasa teo. Tao anatin’ity fiara nitsimbadika ambony ambany ity ny namana mpanao gazety, mpiara-miasa aminay, Anny Andrianaivonirina, sy olona iray hafa niaraka taminy, Tojohanitra Andriamanjatoarimanana. Na dia toy izao tokoa aza ny fisehoan’ny loza, mbola nitsiky tamin’izy ireo ny vintana, samy velona aina soa aman-tsara, tsy nisy naninona akory izy ireo. Olana ara-teknika teo amin’ilay fiara no nahatonga izao loza izao, raha ny fantatra.
Articles qui pourraient vous intéresser